|
|
|
|

Teny iditra1 mihamena
Fototeny  2mena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4Bronzer, rougir  - > mivalomena. [Vezo] [1.68]
Ohatra  5 Tamin' ny fahitana ny voniny, toy ny fahitana ny salohy mihamena, dia nifaly taminy ny foko. [2.996#28.051.015]

Fivaditsoratra  6 mihamane, 7 mihamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12