|
|
|
|

Teny iditra1 mihamafy
Fototeny  2mafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy. [2.472]
5 mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany. [2.436#]
6 Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany. [2.445#]
7 mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny. [2.470]
Kamban-teny rehetra  8rihitra mihamafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08