Teny iditra | mihalotra foza | |
Singan-teny | mihalotra ; foza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fomba fakana ny foza dia halorina na haronina any anaty lavany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To take crabs from their holes. [1.2] | |
Tsipelina hafa | mihalo-poza | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24 |