|
|
|
|

Teny iditra1 mihady levenam-bola
Singan-teny  2mihady, 3levenana, 4vola
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11