|
|
|
|

Teny iditra1 migoana
Fototeny  2goana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamoaka feo mafy avy amin' ny fifandonan-javatra, toy ny varavarana mikatona mafy amin' ny tolana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to sound, as the door when knocked.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Voambolana  9 Feo

Fivaditsoratra  10 amangio, 11 amangoy, 12 migaona, 13 migoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12