|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migigigigy |
| Fototeny | 2gigigigy |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifatotra mafy dia mafy tsy ahafaha-mikopoka: Nataonao migigigigy koa ny fatoran' ilay akohoka aiza no tsy hofaty izy.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|