|
|
|
|
Teny iditra
1
gigigigy
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fatotra mafy dia mafy tsy ahafahana mihetsika na mandositra..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
managigigigy
,
5
managigigigia
,
6
migigi
gi
gy
Matoantenin' ny iharana :
7
agigigigy
,
8
agigigigio
Matoantenin' ny fameno :
9
anagigigi
gi
ana
Anarana :
10
fanagigigigiana
,
11
fanagigigigy
,
12
figigigigy
,
13
mpanagigigigy
Mpamaritra :
14
mahagigigigy
,
15
migigi
gi
gy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19