|
|
|
|
Teny iditra
1
fongofongo
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Hatezerana sy fisafoahana.
4
Fiezahana fatratra, fiaretana ny mafy.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
5
mifongofongo
,
6
mifongofongoa
Matoantenin' ny iharana :
7
afongofongo
,
8
afongofongoy
,
9
tafafongofongo
Matoantenin' ny fameno :
10
ifongofon
go
ana
Anarana :
11
fifongofongo
,
12
fifongofongoana
,
13
mpifongofongo
Mpamaritra :
14
mahafongofongo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19