|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifoha olo-mazoto |
| Singan-teny | 2mifoha, 3olona, 4mazoto |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fitenenana enti-milaza fotoana eo amin' ny 5 maraina eo ho eo; fizaran' andro vao maraim-be, fotoana vao maraim-be: Mifoha olo-mazoto izy no niainga.
[1.1] |
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|