|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifetsy |
| Fototeny | 2fetsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to deceive, to impose on, to beguile, to circumvent..
[1.2] 6to trick, to get the best of. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tromper par des ruses.
[1.8] |
| Ohatra |
8 mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 mifetsy, 14 mifitse, 15 tsifemy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|