|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanitsaka |
| Fototeny | 2hitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara.
5Mitsangana maro amin' ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. 6(Ny fiteny matetika amin' ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to trample on each other, to be crowded together.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8se marcher sur les pieds, être en foulé serrée.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|