|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanitsa-kitro |
| Singan-teny | 2mifanitsaka, 3kitro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to trample on each other's ankles; to be crowded together.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée.
[1.8] |
| Tovy hevitra | 8miady kitro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|