|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifanaretsaka |
| Fototeny | 2karetsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandeha maro mitsoriaka etsy sy ery ka toa mifanena, mifanapaka ombieny ombieny; mifamezivezy tòa mifanenjika: Mifanaretsaka ny fiarakodia rehefa andro fety.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to shuttle back and forth past each other.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6se croiser en tous sens.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Fiarakodian' ny tafika feno miaramila am-piadiana no hitany mifanaretsaka mandalo azy.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|