|
|
|
|

Teny iditra1 mifanambina
Fototeny  2ambina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be. [1.1]
Ohatra  5 ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy. [1.381#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mifanambany, 10 mifanambina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12