|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mifanakona
Fototeny  2takona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used in the sense of Mifamonjy.
6See vonjy. [1.2]
Ohatra  7 Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be. [2.445#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 mifanakòna
Fototeny  13takona
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanakona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mifanakona, mifanakòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03