|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifampitantara |
| Fototeny | 2tantara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso.
[2.5]
5 Tadidiko aza fa noroahina hilalao izahay zaza, rahefa mifampitantara io zavatra io izy sy Dada, saingy noho ny antony tsy mazava amiko, dia tsy mba nety nikasikasika raharaham-bolamena sy vatosoa Idada fahavelony. [2.471#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mampifanitatra, 10 mifampitantara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|