|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifamindra |
| Fototeny | 2findra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Raha mifamindra, dia tsy mety aho.
[2.508#476]
5 nifamindra hafanana ny tia tanindrazana. [2.356#176] 6 Ny tiany dia ny hampisy fitiavana mifamindra noho ny ataon' ny mahantra (Il a voulu, grâce aux pauvres, créer la contagion de l'amour) [1.369#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|