|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifako bozaka |
| Singan-teny | 2mifako, 3bozaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5maka bozaka handrahoan-kanina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to pick up rubbish for fuel; to gather dried grass..
[Provincial]
7It is used in the provinces with the meaning to ravish or plunder.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8ramasser des herbes à brûler.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|