|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miebana
Fototeny  2ebana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitondra lamba mirefarefa toy ny olona tsy miraharaha, na mampihofahofa azy toy ny olona te hiseho mihaingo. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 miebàna
Fototeny  10ebana
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miebana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 ambiena, 13 añambey, 14 miebàna, miebana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05