|
|
|
|

Teny iditra1 midi-kizo
Singan-teny  2miditra, 3kizo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mitsofoka amin' ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena. [1.1]
Ohatra  6 ary tazano fa ireo miavona manao tsy hivavaka amin' Andriananahary ireo indrindra no midikizo amin' irony finoanoam-poana maizina sy mahatsikaiky irony. [2.296#]
Tovy hevitra  7midi-bingo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12