|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 midanidany |
| Fototeny | 2danidany |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Midiridiry, feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Etre ballonné, tendu.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 6midanidany ny kibo |
| Fivaditsoratra | 7 midanidany, 8 midinadina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|