|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 danidany
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Diridiry, fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky loatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka erỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Ballonnement, tension du ventre. [1.3]
5gonflé.. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  11 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)12 danidany
Sokajin-teny  13 mpamaritra

Fivaditsoratra  14 danidany, 15 dinadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19