|
|
|
|

Teny iditra1 midangana
Fototeny  2dangana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano. [1.1]
5misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6élevé. [1.13]

Fivaditsoratra  7 mandaingà, mandainga, 8 midangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03