|
|
|
|
Teny iditra
1
dangana
Sokajin-teny
2
Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy
3
Enti-milaza fisondrotana avo, fahatongavana amin' ny toerana ambony amin' ny tendrony..
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mana
dan
gana
Matoantenin' ny iharana :
5
adangana
,
6
adangano
Matoantenin' ny fameno :
7
anadanganana
,
8
idanganana
Anarana :
9
fanadangana
,
10
fanadanganana
,
11
fidangana
,
12
fidanganana
,
13
mpanadangana
,
14
mpidangana
Mpamaritra :
15
mahadangana
,
16
mi
dan
gana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19