|
|
|
|

Teny iditra1 midabebaka
Fototeny  2dabebaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fisaka mivelatra be: Midabebaka be ny tarehin' io tovolahy io. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Etre plat, large, épaté. [1.3]
Mpanahaka  6 belaka, 7 tabebaka, 8 tasitasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31