|
|
|
|

Teny iditra1 mibontana
Fototeny  2bontana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4vokoka, manan-trafo. [Bezanozano] [1.78]
5Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mibontana eo amin' ny hatoky ny zokiko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to swell up, as the result of a blow, or boil, etc.. [1.2]
Kamban-teny rehetra  7filiro kely mibontana

Fivaditsoratra  8 mibontana, 9 tinombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08