|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibobaka |
| Fototeny | 2bobaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mivonto na mizihitra makadiry: Nibobaka ny tongony taorian' ny nianjerany.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 mibaboka, 9 mibobaka, 10 mikobabà, mikobaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|