|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mibo
Fototeny  2bo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany?. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5résonner, faire du bruit. [1.3]
Voambolana  6 Feo
Tovy hevitra  7manao bo

Teny iditra (2/2)8 mibo
Fototeny  9bo
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona.
12Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova.
13Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14to rise in the air, as smoke or dust.. [1.2]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  18 imbo, 19 mibo, 20 omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12