|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mibararàka |
| Fototeny | 2bararàka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to vomit violently.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 10 mibosasaka, 11 migorodana, 12 migororoana |
| Teny iditra (2/2) | 13 mibararàka |
| Fototeny | 14bararàka |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
16Mifantsitsitra be.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17to gush forth violently, to flow out..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|