|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mibararàka
Fototeny  2baraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to vomit violently. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Voambolana  9 Fahasalamana
Mpanahaka  10 mibosasaka, 11 migorodana, 12 migororoana

Teny iditra (2/2)13 mibararàka
Fototeny  14baraka
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16Mifantsitsitra be. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17to gush forth violently, to flow out.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12