|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibaiko |
| Fototeny | 2baiko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba?.
5Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to speak in words of a foreign language; to use words of command.
7These words originally came into use in drilling soldiers.. [1.2] 8to command. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes.
[1.3] 10donner un commandement. [1.8] |
| Ohatra |
11 Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono.
[2.324]
12 Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470] 13 Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 18 mibaiko, 19 miboaky, 20 miboika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|