|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miavotse
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] mandao, miala, olona mipetraka ka hitsangana: Ny tafetane ro sarotsa afindra ko ny vala matsinjo ro sarotse iavotaña (Ny tefitany no sarotra afindra ka ny tanàna mahatazana no sarotra ialàna) [1.78]

Teny iditra (2/2)4  miavotse
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Sakalava] mitsambikina [1.78]

Fivaditsoratra  miavotse, 7 mivoatse, 8 moa ve tsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04