|
|
|
|

Teny iditra1 miasa tany
Singan-teny  2miasa, 3tany
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mitrongy sy mamadika ny tany amin' ny angady na angadinomby mba handray ny zavatra ambolena. [1.1]

Fivaditsoratra  6 amitsiana, 7 miasa tany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12