|
|
|
|

Teny iditra1 miantsoarivo
Singan-teny  2antso, 3arivo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza ny zanak' omby vao mitrena sy mihantsy ady; vantotr' ombalahy liana ady. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12