|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miantoana
Fototeny  2antoana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin' ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy.
5Mifanarakaraka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika mandahatra Izay hatao sy hanaovana azy ary mikatroka.
6(Marihina fa amin' ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an' itý teny itỳ, dia tsy mba ny isa tantra (dimy, telo,...) no ampiasaina fa ny mpamaritra (indimy, intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana ~ Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin' ny fivondronana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to advance by gradation.. [1.2]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13 miantoàna
Fototeny  14antoana
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantoana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 maty noana, 17 miantoàna, miantoana, 18 tamanaino

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02