|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mianonanona |
| Fototeny | 2anonanona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihatakataka, mipetrapetraka maka aina, nefa ny sasany milofo miasa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to retire to a little distance after having conquered in a fight or lawsuit, or after having successfully accomplished anything..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mianonanòna |
| Fototeny | 11anonanona |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianonanona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 mianonanona, mianonanòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|