|
|
|
|

Teny iditra1 miankavia
Fototeny  2havia
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4aller à gauche. [1.5]
Ohatra  5 Saingy ny tandrimo dia mihodina miankavia na miankavanana ihany fa izy kosa sady miankavia no miankavanana: [2.471]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tohi-kevitra  9miankavanana
Kamban-teny rehetra  10mihilangilana miankavia miankavanana

Fivaditsoratra  11 manakivia, 12 mianakavy, 13 miankavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08