|
|
|
|

Teny iditra1 miandry lalana
Singan-teny  2miandry, 3lalana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5miambina ny fandehanana amin' ny lalana, toerana iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6garder les passages, les entrées, les issues. [1.3]

Fivaditsoratra  7 mandry ilalana, 8 miandry lalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12