|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miandrandra |
| Fototeny | 2andrandra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an' ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny.
5Mikendry: Miandrandra ny ho lasa dokotera na mpampianatra ambony ny adalalahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to look upright, to hold the head erect; to look up to for help; to be proud or self-confident..
[1.2] 7to hold the head up; to look up to something. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8lever la tête; regarder en haut.
[1.8] |
| Ohatra |
9 sady miandrandra I Lidy, toa te hampakatra hatrany ny vetsovetsony.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 miandrandrà |
| Fototeny | 16andrandra |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandrandra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 miandrandrà, miandrandra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|