|
|
|
|

Teny iditra1 miandalandalana
Fototeny  2andalandalana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy. [1.1]
Ohatra  5 miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit) [1.3#38]
6 Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany! [2.499]
7 Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra. [2.296]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12