|
|
|
|

Teny iditra1 miala vazomboana
Singan-teny  2miala, 3vazomboana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5misotro toaka kely indray mba hanala ny fahadontodontoana sy fahalemilemena tamin' ny fahamamoana ny omalin' iny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12