|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miadaladala
Fototeny  2adaladala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana.
5Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6To be simple, unwise, or silly.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11miadala

Teny iditra (2/2)12 miadaladalà
Fototeny  13adaladala
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadaladala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 miadaladala, miadaladalà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03