|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 merika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Avy orana madinidinika tsy miato: Merika ny andro omaly ka tsy maina ny lamba ~ Meri-dava any anaty ala.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4drizzly (weather): Merika ny andro (It's a drizzly day).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5temps qui bruine, pluvieux: Merika ny andro (Il tombe du crachin, il bruine).
[1.8] |
| Ohatra |
6 Teo an-tanàna dia malomaloka nanjombona, somary merika ny andro ny marainan' iny alahady iny.
[2.356#]
7 roa arivo sy iray alin-dahy ny isan' ny miaramila hitsinjovana ny vody andro ho merika satria mbola nandeha mandrakariva ny tsaho fa ho avy hamely indray ny Frantsay. [2.366#] |
| Voambolana | 8 Haitoetrandro |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 merika |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Karazan-kazo fanaovana tady ny hodiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14(de erika : bruine, pluie fine, rosée).
15Nom donné à plusieurs arbres et arbustes dont les feuilles molles et duveteuses retiennent habituellement les gouttes de pluie ou de rosée. 16Ce sont surtout :. 17Dombeya elliptica Bojer (Malvaceae), Grewia polypyrena Baker et Grewia trinervata Baker (Malvaceae). 18Malzac donne déjà l'identité de ces trois espèces. 19Leurs écorces fournissent de bonnes fibres de corderie. 20Heckel, Plantes utiles de Madagascar (1970) p. 21152 et M.L. 22Terrac, Plantes Médicinales de Madagascar, La Réunion et Maurice (1947) p. 23200, signalent à tort ce nom vernaculaire pour le Cognassier, Cydonia vulgaris Pers. 24(Rosaceae). [Merina] 25Dombeya merika Arènes (Malvaceae). 26Egalement appelé hafomerika ou hafotramerika>. [Sihanaka] [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 29 Karemy, 30 marike, 31 meraky, 32 merika, 33 mikera, 34 mireka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|