|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mendri-kaja |
| Singan-teny | 2mendrika, 3haja |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany.
[2.499#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|