|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 memy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Taranaka.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 memy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Afo mivaivay be, fatana fandrendrehana metaly: Ao anatin' ny memy no andiovana ny volafotsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a crucible, a furnace for smelting metal.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8creuset, fournaise pour fondre les métaux.
[1.8] |
| Ohatra |
9 izy rehetra dia varahina sy vifotsy sy vy ary firaka ao anatin'ny memy
[2.996]
|
| Teny iditra (3/3) | 10 memy |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12(nom et adjectif) Choses jugées incompatibles avec un traitement et que le patient doit s'interdire.
13Le choix de ces interdits (memy) était considéré comme la plus haute importance ; parlant du moasy qui les prescrit. 14Dandouau écrit : « Tout d'abord, il frappe ainsi l'imagination du malade, puis il se ménage une échappatoire pour le cas où ses prescriptions resteraient sans effet ; si le malade ne guérit pas, c'est qu'il n'a pas observé scrupuleusement les memy ».. [1.196] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|