|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mbomban-drenikely |
| Singan-teny | 2mbomba, 3reny, 4kely |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fandrakofan-drenikely zanabady zara raha mirakotra.
7fikarakarana vita ala safay fotsiny. [1.1] |
| Tsipelina hafa | 8omban-drenikely |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|