|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 manohy |
| Fototeny | 2hohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 10 manohy |
| Fototeny | 11tohy |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena.
14tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15ajouter, unir, continuer.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 20 mañohy |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22mihehy.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 23mañoehy |
| Teny iditra (4/4) | 24 manohy |
| Sokajin-teny | 25 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
26maka tantely ao amin'ny tohotra.
[Tanosy]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 31 Himona, 32 Hinoma, 33 homañy, homany, 34 maniho, 35 manohy, mañohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|