|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 may volon-tratra |
| Singan-teny | 2may, 3volo, 4tratra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7may volon' orona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|