|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 matsilo |
| Fototeny | 2tsilo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao.
5Mahira-tsaina, mahadinika. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qui a la vue perçante.
[1.3#770] |
| Ohatra |
7 Manan-tsaina matsilo anefa.
[1.381#]
8 Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. [1.437#] |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 matsilo |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12(toute l'île) (de tsilo : épine).
13Nom général des végétaux armés d'épines.. [1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fivaditsoratra | 15 lamotsy, 16 matsilo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|