|
|
|
|

Teny iditra1 matsaotsao
Fototeny  2tsaotsao
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides. [1.196]
Tovy hevitra  6mitsaotsao
Mpanahaka  7 berano, 8 maranorano

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31